Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Sodàna Atsimo tamin'ny Mey, 2016

Toerana Mampidi-doza Ho An'ny Fanaovana Gazety Ny Ao Sodàna Atsimo

"Sodana Atsimo: mpanao gazety 7 novonoina ny taona 2015. Tsy nisy mpamono nentina teo anatrehan'ny fitsaràna. Tsy nisy fanazavana avy tamin'ny governemanta."