Tantara mikasika ny Senegal tamin'ny Desambra, 2018
Ny Antony Itiavan'ny Governemanta Senegaley ireo Fihetsiketsehana Manohitra ireo Mpifankatia Mitovy Fananahana
Manoratra tsikera mamay momba ny fihetsiky ny governemanta manoloana ireo hetsipanoheram-bahoaka ao Senegaly ny "Blog politique au Senegal". Ratsy: hetsipanoherana ireo fanambadiana an-tery setra ny ankizivavy. Tsara: hetsipanoherana iantsoana ny fandripahana ireo olona tia ny mitovy fananahana aminy.