Tantara mikasika ny Senegal tamin'ny Jolay, 2013
Manivana Ny Marina Amin'ny Foronina Ao Amin'ny Tranonkala Miteny Frantsay
"Minia mamoaka vaovao diso ny olona sasany fantatra amin'ny fikatrohany ara-politika." Ao amin'ity lahatsoratra ity isika no hijery ny tetikasam-panamarinam-baovao amin'ny media miteny frantsay.
Mbola Velona Tsy Misy Toy Izany Ny Adin'ilay Poeta Aimé Césaire
Nifanindran-dalana tamin'ilay fivoahan'ny didim-pitsarana an'i Trayvon Martin ny fahatsiarovana ny nahafatesan'i Césaire. Mandinika ny fifandraisan'izany i Amadou Lamine Badji ato amin'ity lahatsorany voalohany ho an'i Global Voices ity.
Fitsidihana Faharoa Ataon'i Barack Obama Ao Afrika : Hanatratra an'i Shina ?
Manantosa fitsidihana any Afrika nanomboka tamin'ny 26 jiona hatramin'ny 3 jolay ny filoha Obama. Ao Afrika atsimo izy amin'izao fotoana izao rehefa avy nitsidika an'i Senegaly. Tanzania indray no firenena...