Tantara mikasika ny Senegal tamin'ny Septambra, 2017
Seho Faha-4 an'ny Global Voices
Ato anatin'ity andiany ity, asongadinay ireo ampahany avy aminà mozika isankarazany nohavaozina
Mampifanohy ny Elanelana Ara-teknolojia Eto Afrika
Nisarika ny saiko vao haingana ny tetikasa miisa roa samihafa natao hampifandraisana ny "elanelana nomerika" eto Afrika. Nieritreritra ny hanasongadina fotsiny ihany ny tetikasa miaraka amin'ny famintinana fohy sy ny rohy mankany amin'ny tranonkalany aho.