Tantara mikasika ny Senegal tamin'ny Jona, 2017
Mitombo Any India : Mifampitantara Amin'ny Lahatsary ireo Tanora
ity lahatsary farany avy amin'ny Noida Public School any Delhi ity dia manome antsika fomba fijerin-dehilahy, ary manadihady ny mahatonga ny fifohan'ny adolantsento sigara ho vokatry ny olana any an-trano sy ny fitaoman'ny namana.
Ny Famonoana Faobe tao Thiaroye ny Taona 1944, Tranga Nahamenatra Tamin'ny Vanim-potoana Fanjanahantany Frantsay Tany Afrika
Miaramila afrikana maro, mpanafaka an'i Frantsa, novonoin'i Frantsa. Heloka tokana monja no vitan'ireo miaramila ireo antsoina hoe ' 'Miaramila Senegaly Mpitifitra', dia : ny naha-Afrikana azy ireo.
Frantsa, Amerika, Afrika: Ny Loka “Y'a Bon”
Tamin'ny 17 Martsa 2009, nanomboka ny "Loka Y'a Bon " ny vondrona antsoina hoe les Indivisibles [Fr] , fanomezam-boninahitra iray hafa kely, izay natolotra ho an'ireo mpanao politika, mpanao gazety, sy mpiasam-panjakana izay nandray anjara tamin'ny fanelezana ny fanavakavaham-bolokoditra tao Frantsa.
Afaka Hiroborobo Ao Afrika Ve ny Fanatanjahantena Matianina?
Raha tena ao am-pontsika marina tokoa ny hanao ny fanatanjahantena ho ampahany iray manontolo ao anatin'ny fampandrosoana sosialy, tsy maintsy miainga avy any amin'ny fototra izany