Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Avrily, 2022
Noraràna vonjimaika nandritra ny fihetsiketsehana ny sehatra media sosialy tao Sri Lanka
Naverina tamin'ny laoniny ny sehatra media sosialy ao Sri Lanka, anisan'izany ny Facebook, YouTube, Twitter, WhatsApp, ary Viber, taorian'ny fandraràna 16 ora mba hampitsaharana ny hetsi-panoherana ny governemanta ao anatin'ny fitohizan'ny krizy ara-toekarena.