Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Marsa, 2018
Sri Lanka : Ho Fahatsiarovana An'i Arthur C Clarke
Nahakasika olona maro ny fahafatesan'i Arthur C. Clarke (1917 - 2008) - misy ireo tena mpankafy tantara foronina momba ny siansa (science fiction), ary ao koa ireo hafa izay nahafantatra azy fahavelony namoaka tanaty blaogy ny fahitàny ilay rangahy. Manomboka amin'ny fomba fijery tsotsotra ka hatramin'ny adihevitra hafahafa, tena tsaroan'ireo blaogera Sri Lanke i Clarke amin'ny fananany fijery lavitra sy fanofisana ny hoavy. Nifindra tao Sri Lanka ny taona 1956 io mpanoratra Britanika io ary nanori-ponenana tao mihitsy.
Netizen Report: Noraràn'i Sri Lanka Ao Anatin'ny Herisetra Ara-pinoana Ny Media Sosialy

Manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.
Global Voices Frantsay: “Fanafody Tsara, GV!”
Tonga marobe tamin'ny Fihaonamben'ny GV tao Colombo ny GV Frantsay: tsy latsaky ny olona valo, ka tao anatin'izany ireo menavazana sy mpikaroka zava-baovao, tonian-dahatsoratra, mpandika teny sy mpanoratra- asa mitambatra matetika.
Fifangaroana Lahatsoratra, Sary, Mozika GV: Karazana Loko Manontolo
Mahatonga ahy hahatsapa ho tsy mahazo aina ny vondrona lehibe; mampatahotra izy ireo ary mora ny "very amin'ny fandikan-teny". Arakaraka ny maha lehibe ny vondrona, no vao mainka mampanahirana amin'ny fifandraisana mivantana.
Ny Fifangaroantsika, Ny Tsara Indrindra Amintsika
Misaritaka isika. Tsy tafiditra anaty fonosana voarindra isika. Tsy miombon-kevitra foana isika. Tsy avy amin'ny tontolo iray isika.