Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Oktobra, 2011
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra Momba Ny Fiandohàna Vaovao Any Libia
Taorian'ny nahafatesan'i Muammar Gaddafi dia samy maneho ny heviny ny olona maneran-tany momba ny fanjakàny, ny fomba nahafatesany ary ny fiandohana vaovao antenain'i Libia. Nalaky koa ireo mpitoraka blaogy any Azia atsimo naneho ny heviny.