Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Febroary, 2014
Mpanao Gazety Menavazana Sri Lankey Maty Nisy Namono Tao An-tranony
Mel Gunasekera no tonian-dahatsoratra namorona ny Lanka Business Online, habaka mpilaza vaovao ara-bola, ary mpanao gazety teo aloha tao amin'ny Sampam-pahalalam-baovao Frantsay Agence France-Presse.