· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Oktobra, 2008

Sri Lanka: Samy simba izany e!

  16 Oktobra 2008

Portrait no mitatitra ny fanimbana ny ala amina kilaometatra maromaro any Sri Lanka izay notapatapahina, nodorana, nohosihosena sy nentin'ny bulldozer fa nolamahina anjatony metatra ny andaniny sy ny ankilan'ny lalana ho fepetra noraisin'ny tafika hisorohana ny fanafihan'ny Tigra Tamolona miafina ao anaty ala ao.