· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Avrily, 2008

Sri Lanka: Atsaharo ny fanenjehana mpanao gazety

  12 Avrily 2008

International Federation of Journalists (IFJ) Federasiona Iraisam-pirenen’ny Mpanao gazety, fikambanana iray milofo amin’ny fiarovana sy fanamafisana ny zo sy fahalalahan’ny mpanao gazety dia miantso mba hanaovana ny 10 Aprily ho Andro Iraisam-be, ampitondraina ny teny faneva hoe “Atsaharo ny fanenjehana ny Mpanao gazety eto Sri Lanka“. IFJ dia miantso ireo...