Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Desambra, 2017

Ny Malaza Amin'ny Bilaogy Avy Ao Azia Atsimo

'Ity ny fotoana tamin'ity taona ity - akaiky ny taona vaovao isika ary fotoana izao hijerena ny zava-bita taona 2005. Sahirana tamin'ny fananganana ny lisitr'izy ireo, ny fahatsapan'izy ireo, sy ny fomba ahafahana manatsara ny toe-javatra  ao amin'ny firenen'izy ireo ny bilaogera Aziatika Atsimo.

Herinandro Fahatsiarovana – Tsunami sy Aoriana

Efa herintaona izay no nisian'ilay loza mahatsiravina tamin'ny Tsunami Boxing Day. Nahitana zavatra maro kokoa mihoatra noho ny fizarany voina sy ny loza araka ny tokony ho izy ity taona ity.

Sri Lanka : Iraka Tontosa?

Tsy ho tonga miaraka amin'ny fahaverezan'ny faritra nofeheziny ny fiafaran'ny adin'ny LTTE, fa rehefa ho very ny fanohanan'ny vahoaka tamoule azy any amin'ireo faritra izay mbola iadidiany ary any amin'ireo tamoule sri lankey any am-pielezana