Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Novambra, 2018
Bilaogera Aziatika Atsimo miresaka momba ny loka Nobel-n'ny fandriampahalemana azon'i Obama
Ny Filohan'i Etazonia Barack Obama nahazo ny loka Nobel lehibe ho an'ny fandriampahalemana androany. Araka ny filazan'ny komitin'ny Nobel, nahazo izany izy noho ny "ezaka niavaka nataony hanamafisana ny diplaomasia iraisam-pirenena sy ny fiaraha-miasa eo amin'ny vahoaka".
Fanaovana Bango Tokana ny Blaogy Aziatika Tatsimo
Fanaovana Bango Tokana ny blaogy Aziatika Tatsimo
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra tamin'ny Rivo-doza Katrina
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra tamin'ny Rivo-doza Katrina
Maneho hevitra momba ny daroka baomba tao Colombo ny bilaogera
Resahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Sri Lankey androany ny tatitra momba ny fipoahana baomba vao haingana tao Kolombo androany, miaraka amin'ny bilaogy menavazana ara-politika Nittewa izay voalohany namoaka ny tantara.
Sri Lanka: Maneho ny Heviny momba ilay Famonoana an'i Lakshman Kadirgamar ireo Bilaogy
Novonoin'ireo mpitily tao Colombo i Lakshman Kadirgamar. Maneho ny heviny ireo bilaogy.
Azia Atsimo: Vahoaka, Vavaka, Sarimihetsika ary Politika
Maro ireo lohahevitra malaza noresahina teo anivon'ny blaogy maro isan-karazany tao Azia Atsimo. Hita tao anatin'izany ny 'Vahoaka, Vavaka, Sarimihetsika ary Politika'.
Manjaka “Ny Feon'ny Vahoaka”: Tsy Maintsy Anaovana Latsabato ao amin'ny Parlemanta Ireo Krizin'ny Praiminisitr'i Sri Lanka
Miantona ny toedraharaha politika ao Sri Lanka satria nalahatry ny filoha hanaovana latsabato ao amin'ny Parlemantera ny hanapahana hevitra amin'izay tokony ho praiminisitry ny firenena.
Tsidi-bilaogy Aziatika atsimo
Topi-maso vetivety momba ireo bilaogy sasany ao azia atsimo
Fehin'ny Bilaogy ao Azia Atsimo
Fehin'ny Bilaogy tao Azia Atsimo tamin'ny Oktobra 2005.
Iray no maty tany Sri Lanka tao anatin'ny krizin-dalàmpanorenana
Nitarika fahafatesana mpanao fihetsiketsehana iray tao Colombo ny ady fahefana teo amin'ny praiminisitra Sri Lankey voaroaka sy ny praiminisitra vao notendrena.