Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Mey, 2009
Sri Lanka : Mbola mifikitra ny fahakiviana, ny fangidiam-panahy ary ny fanosihosena
Andro vitsivitsy lasa izay no nifarana niaraka tamin'ny famonoana ny mpitarika ny LTTE Velupillai Prabhakaran ny ady an-trano naharitra 25 taona nifanaovan'ny governemanta Srilankey tamin'ny Tigra Mpanafaka an'i Tamoul Eelam...