· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Mey, 2012

Sri Lanka: Miatrika Fitobahan'ambim-bava Avy Amin'ny Fambolena

  02 Mey 2012

Miatrika karazana fanamby vaovao ny governemanta ao Sri-Lanka, miatrika ny fitobahan'ny ambim-bava amin'ny vary. Na izany aza anefa, tantsaha iray ao Sri Lanka no mitondra fanazavana ilay bilaogera momba ny fijalian'ireo mpamoka-bary ao Sri Lanka, izay tsy mahazo ny sanda sahaza ny vokatr'izy ireo.