Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Febroary, 2015
Resahina amin'ny Mpanao Zaridaina ho Vazy Manaja Tontolo Iainana ny Fakom-Boanio
Ahafahana mitahiry hatramin'ny vazy plastika 100 tapitrisa tsy hiafara any amin'ny daba fanariam-pako ny fampiasana vazim-bolom-boanio izay azo ambolena mivantana ao amin'ny zaridaina.