Tantara mikasika ny Sri Lanka tamin'ny Aogositra, 2020
Nampihena ny fifandonana teo amin'ny olombelona sy ny elefanta ny ‘Bisy Sakaizan'Elefanta’ voalohany eran'izao tontolo izao ao Sri Lanka
Nihena hatramin'ny 80% ny fifandonan'ny elefanta sy ny olombelona hatramin'ny nandehanan'ny Bisy Sakaizan'Elefanta. Tao anatin'ny fito volana voalohany, nidina ho 21 ny isan'ireo fifandonana raha 83 izany teo aloha.