Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Janoary, 2010
Alzeria, nirotsaka an-dahàrana amin'ny adin'ny fanivànana
Alzeria no firenena farany indrindra nirotsaka nanatevin-daharana ireo mpanivana ny aterineto, mba tsy hanaovana bango tokana an'i Iraka, Egipta, Libia sy Libanona. Herinandro lasa izay no nisy tatitra momba ny vohikala voasakana, rehefa nitatitra ny momba ny www.rachad.org ireo mpampiasa Twitter, hoe voasakana ny vohikalan'ny hetsika ara-politika Mouvement Rachad. Nanomboka...