Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Mey, 2021
Gejain'ny lalànan'ny media lazaina ho noho ny COVID-19 ny fahalalahana miteny ao Alzeria
Satria mbola mitohy ny hetsika Hirak manohitra ny tsy fanomezana fahafaham-po ny hetahetan'ny besinimaro, nampiasa ny areti-mandringana ny governemanta Alzeriana mba hanakanana ireo sehatra media tsy miankina sy ny zo nomerikan'n'ny olona amin'ny alàlan'ny lalàna manafay.