Alzeria, nirotsaka an-dahàrana amin'ny adin'ny fanivànana

Alzeria no firenena farany indrindra nirotsaka nanatevin-daharana ireo mpanivana  ny aterineto, mba tsy hanaovana bango tokana  an'i Iraka, Egipta, Libia sy Libanona. Herinandro lasa izay no nisy tatitra momba ny vohikala voasakana, rehefa nitatitra ny momba ny www.rachad.org ireo mpampiasa Twitter, hoe voasakana ny vohikalan'ny hetsika ara-politika Mouvement Rachad. Nanomboka teo dia votatitra any amin'ny  Herdict ireo vohikala.

Ilay blaogy ‘Algerian Review’  dia namoaka ivelan'ny aterineto ny fanivànana sy ireo antso atao amin'ny Alzeriana mpampiasa aterineto mba hanao sonia ny fitakiana sy fanoherana ny fanangànana rafitra iray hanao sivana.

2 hevitra

  • Jillian C. York

    Thank you for the translation, Nandika!

    • Jillian C. York

      Oops – I mean, thank you for the translation, Aylavitra!

      (assuming any other non-Malagasy speakers are reading, I just learned that nandika=”translated by”)

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.