Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Septambra, 2016
Notazonin'ny Fitsarana Alzeriana Ny Fiampangana Ilay Mpikatroka Nogadraina Noho Ny Fanevatevana Ny Islamo Tao Amin'ny Facebook

Na dia nahena roa taona aza ny saziny an-tranomaizina, mbola higadra noho ny fanehoany ny heviny foana i Bouhafs .