Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Aogositra, 2014
Nampametra-panontaniana Mikasika Ny Fiarovana Ny Kianja Ny Fahafatesan'ilay Mpilalao Mpanafika Kameroney Albert Ebossé Tao Alzeria
Namoy ny ainy tamin'ny Asabotsy hariva teo ilay mpilalao mpanafika Kameroney Albert Ebossé, avy ao amin'ny ekipa JS Kabylie, rehefa voatoraky ny mpijery taorian'ny faharesen'ny ekipany tao amin'ny firenena