Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Oktobra, 2007
Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny
Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe : « there's water everywhere, but not a drop to drink! » « feno rano eny rehetra eny, saingy tsy misy vongan-drano iray akory hosotroina ! » [FANAMARIHANA: « mangetaheta ambony lakana » angamba no...