Tantara mikasika ny Alzeria tamin'ny Desambra, 2018
Talen’ny fahitalavitra Alzeriana nitory ireo mpanao gazety tsy miankina ho manala baraka

"Fihetsika feno fitiavan-tanindrazana ny fiampangana ny kolikoly sy ny kiantranoantrano... mpisehatry ny fahamarinan-toerana isika, mikatsaka ny hitarihana ny firenena mankany amin’ny lalàna marina".