Tantara mikasika ny El Salvador tamin'ny Septambra, 2015
Karatra Fandefa Paositra Avy Any San Salvador: Ny Jadona Saro-takarina Ataon'ny Andian-jiolahy
"Vinavinaina ho manodidina ny 500.000 hatramin'ny 600.000 ireo Salvadoriana mifandrohy amin'ny (andian-jiolajy) maras, na amin'ny fomba mivantana, na ankolaka—eo amin'ny 10 isanjaton'ny mponina eo."