Tantara mikasika ny El Salvador tamin'ny Oktobra, 2022
Nahoana no mbola maniry ny hahalàny an'i Bukele ny ankamaroan'ireo Salvadôriàna, na nitombo aza ny fanaovany didiko-fe-lehibe
Na eo aza ireo fiampangana azy ho manitsakitsaka ny zon'olombelona, ny didiko-fe-lehibe, ny fangoronana fahefana, ary ny fifanekena amin-jiolahy, fanirian'ny ankamaroan'ireo Salvadôriàna ny mbola haha-voafidy indray an'i Bukele