Tantara mikasika ny El Salvador tamin'ny Oktobra, 2020
Mandritra ny valanaretina, antenain'i El Salvador ny hanome aina vao ny sehatry ny fizahantany ampiarahana amin'ny fanovàna endrika ny vakoka nentindrazana
"Mba hamerenana indray sy hireharehàna amin'ny maripanondroana maha-Salvadoriàna, atombotsika androany ny fandefasana ny marika El Salvador fitodian'ireo mpihazatany, nalaina avy amin'ny asakanton'i Fernando Llort."