Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2015

Tantara mikasika ny El Salvador tamin'ny Febroary, 2015

35 Taty Aoriana, Ankatoavina Ny Asa-Vavolombelon'i Óscar Romero

Nanambara amin'ny fomba ofisialy ilay pretra salvadoriana Monsignor Romero, izay nisy namono tamin'ny 1980 noho ny fidradradradra-panoherana ny polisy i Vatikana.