Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2017

Tantara mikasika ny El Salvador tamin'ny Janoary, 2017

Tetikasa Ho Famelomana Indray Ny Teny Potón sy Pisbi ao Salvadora

Ity no lahatsoratra tatitra voalohany amin'ny tetikasa fanohanana niomerika ireo fitenim-bazimba teratany ao Salvadora,ny potón sy pisbi.