Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Janoary, 2009
Costa Rica: Nampihitsoka ny olom-pirenena sy ny mpitsidika ny Horohorontany 6.2
Nipaka tao am-pon'ny Costa Rica ny Horohoron-tany 6.2, izay nanana ivo-kotroka (epicentre) 35Km fotsiny tao Vara Blanca. Miala amin'ny renivohitry San Jose. Tao amin'ny lemaka afovoany, dia nahitana fahavakisana sy entana ravarava niparitaka eny amin'ny talatalana, na dia izany aza, dia ny toe-javatra manakaiky ny ivo-kotroka no tena lasibatra, tahaka izany koa ireo tendrombohitra an-dafin-toerana nianjera ary ireo fihotsahan'ny tany noho ny dibo-drano. Azo fantarina aloha ny mety iharan'ny loza, fa hatreto kosa dia 3 no voamarina fa maty.
Bolongan-tsary:Mamerina mandoko ireo ‘klasika’ tsy tontan'ny ela ny mpanakanto Costa Ricain iray
Francisco Munguía, mpanao tantara an-tsary sady mpanakanto iray avy any Costa Rica no mamerina mandoko indray ireo ‘classique’ tsy tontan'ny ela ary tsy ela akory izay dia nanao fampirantiana tao...