Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Febroary, 2010
Costa Rica: Rantin-tsary nandritra ny fifidianana ho filoham-pirenena
Nanokana rantin-tsary [es] momba ny fifidianana notontosaina tamin'ny 7 febroary 2010 teo ka nahalany an'i Laura Chinchilla ho vehivavy voalohany ho filoha teo ny vondrona mpaka sary Kostarikana antsoina hoe...