Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Marsa, 2009

Kosta Rika: Mety hanimba ny hetahetan'ny ho filoha ny risorison’I Calderon

Miditra fitsarana ankehitriny ny filoha Kosta Rikana teo aloha Rafael Angel Calderon fournier mahakasika ny fanenjehana azy tamin'ny fividianana fitaovam-panafody ho an'ny sampan-draharahan'ny fahasalamana. Efa tany amponja izy nohon'ny enjika natao taminy mahakasika ny fifandraisany tamina fividianana fanana tsy mari-pototra. Mety hampihena ny fanantenany hilatsaka ho fidiana ho amin'ny fifidianana...