Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Avrily, 2010

Costa Rica: Blaogin'ny fahazotoan'komana sy ny fahaiza-nahandro

Mampiseho ny fitiavan'izy ireo manokana ny fikarakarana nahandro ao anatina karazana blaogy maromaro mahasarika ireo mpitoraka blaogy any Costa Rica, feno ireo fomba arahina sy ireo sary. Misarika ny maso sy mampahazoto homana ireo mpamaky blaogy Ireto karazana sakafo mahasalama, mamy, sy efa voafantina ireto. Miainga amin'ireo efa mpahandro mankany...

Costa Rica: Fanadihadiana ny fifandraisan'ny Fiangonana sy ny fanjakana

Saripikan'ny Radio Rover ary ambanin'ny fanomezan-dalana CC. Milamindamin-dratsy ao anatin'ny rivon-drivodoza ny EKAR tao anatin'ny tapa-bolana noho ny fiampangana fametavetana zaza tsy ampy taona ataon'ny pretra avy ao amin'ny fiangonany manerana ny tany. Misongadina mihitsy ity raharaha ity any Costa Rica noho ny maha-firenena miankina amin'ny fivavahana azy, satria fivavaham-panjakana...