Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Febroary, 2014
SARIPIKA: Sambany Nifidy Ireo KostaRikana Am-pielezana
Sambany ny KostaRikàna monina any ivelany (am-pielezana) no afaka nifidy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena. Nampiasa Twitter ireo Kostarikàna manerantany mba hitatitra ny fandatsaham-baton'izy ireo