Tantara mikasika ny Broney
Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei
Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana .
Brunéi : Amidy Anaty Bilaogy Koa Ny Mofomamy
Momba ny sakafo mahasalama aho. Tsy mampiasa akory mpitahiry, hanitra na loko voatrolombelona aho ao anatin'ny mofomamiko. Tena hanitra avy amina voankazo tena izy, tahona lavanila tena izy, sôkôla tena kakaô, toy izany koa ny kafe sy ireo voan-javatra maro samihafa, no ampiasaiko.
Zazalahikely Valo Taona Notafihan'ny Alika
Hanaiky ny fanirian'ity zazalahy kely ity ve ny mpanapa-kevitra ara-politika ao amin'ny Govenemanta? Toa tahaka ny henjana loatra izany, tokony hovonoina tsirairay ve ireo alika mpirenireny. Angamba mety ho tsy mifaditrovana mihitsy aza izany.
Lamaody Ao Brunei Ny Foloara-Sarondoha ‘Royal Duck’ Kanefa Maro No Diso Fanantenana Amin'ny Halafony
"Ampahany amin'ny zavatra izay tsy ankasitrahan'ny finoana silamo fa zava-poana ny habetsahan'ny selfies efa hitako nalain'ny olona mba hanehoana fotsiny ny foloara dUCK."
Vokiso Ireo Sary Avy Ao An-dRenivohitr'i Brunei ny Masonao, Ny Andro Tsy Nitondràna Fiara Namakivaky Azy
Hetsika natao mba "handrisihana mponina betsaka kokoa haka fomba fiaina mahasalama ary madio kokoa ary hampihenana ny fandefasana entona karbona ao an-tanàna" ny andro tsy itondràna fiara ao Brunei.
Moskea, Tempoly, Pagôda, ary Katediraly Fanta-Daza Indrindra Ao Azia Atsimo Atsinanana
Aiza no ahitanao ny Katediraly Katolika lehibe indrindra ao Azia, ny toeram-pivavahana lehibe indrindra eto ambonin'ny tany, ary ny moskea tokana tsy misy "dome"? Any Azia Atsimo Atsinanana irery ihany.
Azia Atsimo Atsinanana Avy Amin'ny Mason'ny Vorona? Andramo Ato Ny Hitan'ny Mpanamory Sambondanitra
Ny renivohitr'ireo firenena aziatika atsimo atsinanana no anisan'ireo be sary nalaina sady malaza andehanan'ny olona indrindra eto amin'izao tontolo izao. Saingy tahaka ny ahoana moa ny endrik'izy ireo avy eny an-habakabaka?
Voarara ao Brunei tokoa ve ny krismasy?
Eny sy tsia. Afa-mankalaza any an-tranony sy any amin'ny toeram-pivavahana ny tsy-miozolomana. Ary araka ny fanehoan-kevitry ny mpiserasera iray, "Nahoana no izay lazaina ho 'fandrarana' ny krismasy ihany no mahatratra ny fampitam-baovao tandrefana amin'izao fotoana izao?"
SARIPIKA: Olombelon'i Azia Atimo-Atsinanana (Humans of Southeast Asia)
Aingam-panahy nanosika mpakasary marobe tao Azia Atsimo-Atsinanana mba hizara saripika sy tantaran'ireo olon-tsotra eny an-dalambe eny, any amin'ny firenena misy azy ireo tsirairay avy, ny Humans of New York, pejy Facebook noforonin'i Brandon Stanton.