Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei

(Marihina fa tamin'ny 18 Jolay 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanamarika ny faha 60 taonan'ny Sultan tao Brunei ny 15 Jolay 2006. Nanomboka ny fety! Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.