· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Broney tamin'ny Desambra, 2017

Brunéi : Amidy Anaty Bilaogy Koa Ny Mofomamy

  18 Desambra 2017

Momba ny sakafo mahasalama aho. Tsy mampiasa akory mpitahiry, hanitra na loko voatrolombelona aho ao anatin'ny mofomamiko. Tena hanitra avy amina voankazo tena izy, tahona lavanila tena izy, sôkôla tena kakaô, toy izany koa ny kafe sy ireo voan-javatra maro samihafa, no ampiasaiko.