· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Broney tamin'ny Jolay, 2018

Ilaina ve ny GCE O’ Levels anglisy sa tsia? Inona no olana?

  05 Jolay 2018

Ny herinandro lasa teo, namoaka taratasy tao amin'ny pejiny Fanehoan-kevitra ny taratasy iray tao amin'ny Borneo Bulletin, gazety tokana amin'ny teny Anglisy ao amin'ny firenena, izay mitaky amin'ny governemanta Broneiana mba hanafoana ny fanadinana GCE O' Levels anglisy hosoloina amin'ny taratasim-panadinana "namboarina ao an-toerana".