Tantara mikasika ny Broney tamin'ny Aogositra, 2017
Mpiasan'ny Governemanta Iray ao Brunei Mitaraina Amin'ny Fanomezana Sertifikà Halal Voampanga ho Mampisara-Bazana
"zany eo ihany fa fampahatsiahivana fa tsy manana fahalalaham-pitenenana isika ity boay voampanga ho mitabataba amin'ny governemanta ity.," hoy ny soratry ny mpisera Twitter iray.