‘Tsarovy ny anarana': Nitondra fifaliana ho an'ireo mpankafy cricket any Antilles ny fandresena tsy nampoizina azon'i Shamar Joseph ao Goyana.Mandray am-pahamatorana fifaninanana cricket ny firenena iray matotra milalao cricket.Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Raveloaritiana Mamisoa10 Febroary 2024