Tantara mikasika ny Dominika tamin'ny Oktobra, 2015
Mifarimbona Hanarina Ny Takaitra Navelan'ilay Tafio-drivotra Tropikaly Erika i Dôminika
Tohin'ny Tafio-drivotra Erika, manana asa fanarenana goavana tsy maintsy atrehany i Dominika, toy ny fiezahany mba hamerina ny lazany maha- "Nosy Natiora" azy ao Karaiba.