Taorian'ny rivodoza Maria dia mbola miezaka hatrany Dôminika manorina trano mahatohitra ny fiovaovan'ny toetrandro, ka amin'ny COP28 izy dia hanao adisisika ho an'ny rafitra ara-bola ho an'ireo fatiantoka sy fahasimbàna.Tanjona ny hampihenàna ny faharefaoana sy hampiakàrana ny fahafaha-miatrika ny toetrandroMpanoratra Guest Contributor Nandika Miora23 Novambra 2023