Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Avrily, 2015
Fa Ahoana no Ahatafavoahan'ny Malagasy Miaina Amin'ny Vola Kely? Amin'ny Fahaiza-Mamoron-Javatra Maro
"Ady Gasy", fanadihadian'ilay mpanatontosa filma misandratra Lova Nantenaina, mamelabelatra ny fananan'ny mponin'i Madagasikara hakingan-tsaina handreseny ny adim-piainany isan'andro.
Havandra Tsy Amin'ny Fotoanany Misarika Saina Ho Amin'ny Tarainan'ireo Ao An-tobin'ny Palestiniana Mpitsoa-ponenana
Nitatitra firotsahana ranomandry tsy amin'ny fotoanany ataoGaza androany ireo mpisera amin'ny aterineto. Ny sasany milaza fa havantra fotsiny izany. Fa ho an'ny maro dia ny zavatra iaretan'ireo 108.000 tsymanana hialofana ao Gaza sy ireo voatery nafindra toerana no tonga ao an-tsiny avy hatrany
Rivo-bovoka Namely An'i Arabia Saodita sy ny Faritra Madinika Manodidina
Hikatona avokoa ny sekoly sy oniversite sasany ao Arabia Saodita satria hamely ny fanjakana ny rivo-pasika goavana.
Ginea: Mitotongana be ny famokarana ara-pambolena ary Manambana ny Mosary noho ny otrikaretina Ebôlà
Manomboka mampitanondrika ny toekaren'ireo firenena niharany ny areti-mifindra Ebolà, izay iharan'ny fatiantoka goavana izay hitontaly 1,6 lavitrisa dolara.
Asehon'ny Mpaka Sary Anao izany hoe Ahoana ny Mandeha Fiarandalamby Ao Singapaora Feno dia Feno izany
"Nanome ahy herijika hahita izay mety tsy tsipalotro ny fakantsary – sarintava miaraka ao Singapaora, mifindrafindra mandrakariva."
Madrid : Firaisankina Teraka Avy Amin'ny Sisanà Korontam-Baton'ny Trano Iray Noravàna
" Mihevitra ry zareo fa nandresy fa ny tsy fantany dia vahoaka maro mahafatifaty no hanorina indray ny #On29 #ReconstrucciON29 "