Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina
Ny vovonana atrehiko voalohany!
Hatramin'ny nahatongavako tato amin'ny Global Voices (Desambra 2013) dia efa namoaka lahatsoratra sy nandika teny miisa 35 aho, izay nahatonga ahy ho ilay Mozambikana mavitrika indrindra tato amin'ny Global Voices tany amin'ny fireneko sy tany amin'ny faritra atsimon'i Afrika.
Matetika mahatsapa ho toy ny mandeha any ampita kanefa tsy miala ao an-tranony i Marie Kéïta
Toerana azo antoka ny [GV], tsy mitsara ary lasa tsy fahita firy izany amin'ny sehatry ny tambajotra sosialy.
Manampy azy hiaro ny “teknolojia ara-drariny sy ankasitrahana” ny fandikan-tenin'i Rémy Vuong
"Tiako hitarika ny asa ataoko ny etika, ny hatsaram-panahy ary ny fahalalahan-tanana."
Hita ao amin'ny “The China in Africa Podcast” i Nwachukwu Egbunike
Henoy ny tonindahatsoratry ny Global Voices ho an'ny faritra Afrika ambanin'i Sahara, no sady talen'ny Vondrompiarahamonina, miresaka momba ilay andian-dahatsorany vao haingana manodidina ny vaksiny iadiana ny COVID-19 omen'i Shina.
Janine Mendes-Franco, mpandray anjara efa ela, mitondra ny tantaran'i Karaiba ho an'ny mpamaky manerantany
"Nohamafisin'ny [GV] ny fiheverako fa mitovy kokoa isika na dia samy hafa aza."
Ny andraikitra tànan'i Khattab Hamad amin'ny famahàna ny olan'ny tsy fahampian'ny vaovao an-tambajotra mahakasika an'i Sodàna
"Tsy nahita votoaty ampy momba an'i Sodana izay nanome ahy ny aingampanahy hanampy an'i Mohamed hampita ireo olana atiny misy ao Sodana ho fantatr'izao tontolo izao."
Miaro ny zon'ny vondron'olona vitsy an'isa sy ny niova fananahana ao Pakistan i R Umaima Ahmed
"Mampifandray ahy amin'ireo mpandray anjara hafa ihany koa [ny fandraisako anjara ato amin'ny GV] ary manangana fifandraisana hampitomboana ny fahalalako sy ny fandraketako ny angondrakitra ara-kolontsaina sy ara-tsosialy!"
Ny firehetampon'i Mariam Abuadas hanome tanjaka ny media ao amin'ny faritra MENA
"Io asa [iarahana amin'ny Global Voices] io dia nanampy nampibaribary tamiko ny hantsana lalina amin'ny resaka torohay / vaovao teny anivon'ny vahoaka, na izany tao anatin'ireo vondrompiarahamonina miteny arabo, na nanerana izao tontolo izao.."
Tahaka ny ahoana no fiantraikan'ilay valanaretina tamin'ny fiainan'ny olona erantany? Mizara ny tantarany ireo mpandika ato amin'ny Global Voices
Ao anaty valanaretina iray, tohizan'ireo mpandika ato amin'ny Global Voices ny mandika ireo tantara avy amin'izao tontolo izao
Sosokevitra avy amin'ny vondrom-piarahamonina ho an'ny birao
Sharing the GV Community Feedback Form Fizarana ny Taratasy hamenoana ny Sosokevitra avy amin'ny Vondrom-piarahamonina.