Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Desambra, 2021
Niala tamin'ny maha mpitantana Lingua

Mohamed ElGohary manambara ny fialany tsy ho Mpitantana ny Lingua intsony manomboka amin'ny 31 Desambra.
Songadina Global Voices Novambra 2021

Tamin'ny volana Novambra, nandray mpikambana vaovaon'ny birao ny GV, raha nivahiny tamina hetsika virtoaly maromaro kosa ireo mpikambana GV hafa.