Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Jolay, 2018
Global Voices Miara-miasa amin'ny Magdalene, ilay gazetiboky feminista an-tambajotran'i Indoezia

''Voninahitra ho an'ny Global Voices ny manambra ny fiarahany miasa amin'ilay gazetiboky feminista an-tambajotra an'i Indonezia, Magdalene.''