Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Marsa, 2018

Mpikambana Ao Amin'ny NewsFrames Slack Ve Ianao?

Miarahaba antsika rehetra, indro misy fampahafantaràna ny NewsFrames, miampy ny antsipirihany mikasika ny toerana itafatafan'ny olon-drehetra momba ireo tetikasa NewsFrames.

Global Voices Frantsay: “Fanafody Tsara, GV!”

Tonga marobe tamin'ny Fihaonamben'ny GV tao Colombo  ny GV Frantsay: tsy latsaky ny olona valo, ka tao anatin'izany ireo menavazana sy mpikaroka zava-baovao, tonian-dahatsoratra, mpandika teny sy mpanoratra- asa mitambatra matetika.

Fifangaroana Lahatsoratra, Sary, Mozika GV: Karazana Loko Manontolo

Mahatonga ahy hahatsapa ho tsy mahazo aina ny vondrona lehibe; mampatahotra izy ireo ary mora ny "very amin'ny fandikan-teny". Arakaraka ny maha lehibe ny vondrona, no vao mainka mampanahirana amin'ny fifandraisana mivantana.

Ny Fifangaroantsika, Ny Tsara Indrindra Amintsika

Misaritaka isika. Tsy tafiditra anaty fonosana voarindra isika. Tsy miombon-kevitra foana isika. Tsy avy amin'ny tontolo iray isika.