Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Aogositra, 2018
Ny [inoako] fa isika, ary ny zavatra [eritreretiko] fa [tsara indrindra] ataontsika
''Tamin'ny fiafaran'ilay andro fandinihana, nila nanolotra ny maha-isika antsika, ny zavatra ataontsika, ny zavatra iriantsika ary ny fomba iadiantsika manoloana ireo vondrona mpikaroka avy amin'ny sekoly tranainy ao anatin'ireo rindrina mangatsikan'ny Akademia Frantsay ny tenako.''