Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Febroary, 2021
Manampy azy hiaro ny “teknolojia ara-drariny sy ankasitrahana” ny fandikan-tenin'i Rémy Vuong

"Tiako hitarika ny asa ataoko ny etika, ny hatsaram-panahy ary ny fahalalahan-tanana."
Janine Mendes-Franco, mpandray anjara efa ela, mitondra ny tantaran'i Karaiba ho an'ny mpamaky manerantany

"Nohamafisin'ny [GV] ny fiheverako fa mitovy kokoa isika na dia samy hafa aza."