· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Febroary, 2018

Filazàna: Fametrahana ny Hetsika-Tanjon'ny Mpitantana ny GV

Blaogim-Piarahamonina GV  13 Febroary 2018

Mientanentana ery izahay manambara ny hetsika iray vaovao natsofokay ho an'ny GV ho an'ny taona 2018. Amin'ity taona ity, tsy hoe hifantoka fotsiny amin'ny isan'ny lahatsoratra sy ireo fepetra hafa momba ny hamaroana, fa ireo mpikambana mpitarika ny GV, isan'izany ireo tonia ao amin'ny trano famoahana vaovao, ireo mpikambana fototra...